5pm - Marco Klarck

Описание к видео 5pm - Marco Klarck

5pm écrit et composé par Marco Klarck, accompagné à la guitare par Kevin Ravel. Mixé et enregistré par Addi. Extrait du premier album de Marco Klarck "Antsa sakalava" qui sortira bientôt. Vidéo réalisée par Marco Klarck et Tsara Antoni.

Follow Marco Klarck :
https://www.instagram.com/marcoklarck...
  / marcoklarck  

Follow Kevin Ravel :
https://www.instagram.com/kevinravel9...
   / @kevinravel156  

Follow Tsara Antoni :
https://www.instagram.com/tsaraantoni...

Follow Addi :
https://www.instagram.com/addi512/?hl=en
   / @addigasyofficial7674  

Lyrics:
Masony iny e, manenty anakay
Jangajanga iaby izay misy bay
Somogn’iny e, mampite hijano, mampitelin’ivy e
Vatany iny e, mampite hijano, mampitelin’ivy e
Zaho tsy mahadigny e
Amin’ny dimy ora hariva eo ambany iny manga isankariva
Fitiavana, fitiavana, amin’ny dimy ora hariva

Tsy atakaloko iha
Misaotse an-janahary fa nampisy anao ambony ny tany miantoky fifalia
mampite hijano, mampitelin’ivy e
Ny fiaigna,
mampite hijano, mampitelin’ivy e
Fahasambara,
Amin’ny dimy ora hariva eo ambany iny manga isankariva
Fitiavana, fitiavana, amin’ny dimy ora hariva

Комментарии

Информация по комментариям в разработке