BIG MJ JORO Atero @ babany

Описание к видео BIG MJ JORO Atero @ babany

Miala tsiny @ fahatarana kely 🙏🏾

Iny ny vokatra mba atoloko ho anareo nohony zao tsingerintaona nahaterako zao🙏🏾

Nohony fangatahanareo olondehibe maromaro koa no namoako lay hira satria anisany nanamarika ny génération maromaro ka ampitiavanao be ko no anomezako ny version ko ho an’ génération @ zao 🙏🏾

Alefako alohaloha satria mety tsy ho eto antoerana @ farany taona😍

Zarazarao ary mba hanjakany 🙏🏾


#BIG_MJ_ J. O. R. O. ( atero @ babany)

A/C #TIANJAMA

by @kevinderis

BJ LABEL 2021

#Raitrasound2021 by @floginotbezara

merci béa tonton Tianjama t@ lay hira iny izy iny ka mazotoa mifety sy mitsinjaka aby ohhh🔥🔥🔥🔥

Комментарии

Информация по комментариям в разработке